• Zoma 05 Jona 2015
Sport.Baskety – Tompondakan’i Madagasikara N1A Hangotraka ny fihodinana voalohany any Toamasina

I Toamasina indray no handray ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy N1A fihodinana voalohany ny 6-14 jona ka ekipa 12 avy lahy sy vavy no hiatrika ny fifaninanana. Hilalao an-tanàna izany ny Ascut Atsinanana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2015
Sport.Kitra – Ligy1 Manomboka miroso amin’ny tsotsorimamba farany

Hiverina hitohy indray rehefa niato iray volana latsaka kely teo ny Ligy-1 eto Analamanga. Hiditra amin’ny andro fah-19 ny fifaninanana ny alahady izao. Marihina fa noho ny fiatrehan’ny Barea izay norafetin’ny ankamaroan’ny mpilalaon’Analamanga ilay fifaninanana kaontinantaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Sport.Atletisma – Lalaon’ny nosy Niroso tamin’ny fitsapana sivana farany

Hiditra amin’ny fampivondronana fah-3 fanomanana ny Lalaon’ny nosy ny taranja atletisma ka nisy ny fifaninanana fitsapana farany omaly natao teny amin’ny kianjan’Alarobia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Sport.ANS Ampefiloha Mizotra miandalana ny fanarenana sy fanatsarana

Ny orinasa “Eau Capitaine” tarihin’ny taleny, Rasolomamonjy Johanesa, no misahana ny fikarakarana sy ny fikojakojana ireo fotodrafitrasa ao amin’ny ANS Ampefiloha nanomboka ny taona 2010. Maro ireo fanamboarana sy fanarenana efa natao ary mbola maro ny miandry.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Sport.Kitra – Mpilalao zandriny mendrika Natomboka tamin’ny fitsapana ara-teknika ny fitiliana

Tsy vitan’ny nanatrika fotsiny fa manome fanazarantena ho an’ireo sokajy zandriny tetsy Mahamasina mihitsy i Yvon Avry manampahaizan’ny Fifa ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Sport.Tenisy – Grand National Top16 Hifanindran-dalana amin’ny « Ladies Tournament »

Noho ny fangatahan’ny mpilalao maro eto an-toerana sy ny fialana an-daharana mpilalao maro tokony hiatrika ny fifanintsanan’ny « Ladies Tournament 10 000 dollars » hatao eny amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT