Sport

Mahamasina Ireo mpilalao hiakatra voalohany ny kianja anio


  • Talata 13 Oktobra 2015

Araka ny safidin’ireo mpanazatra ny Barea dia toy izao ny firafitr’ireo mpilalao malagasy hiakatra voalohany eny ambony kianja anio talata 13 oktobra 2015 tolakandro amin’ny lalao fifanintsanana miverina amin’ny Mondial 2018 hifanandrinana indray amin’ny ekipam-pirenen’i Centrafrique.


Mpiandry harato :

- Eddit Bastia na i Crétien (Tanà Formation Club)

Vodilaharana :

-Randrianiaina Tantely Antoine (As Adema)

-Randrianarisoa Tahiana (Cnaps Sport)

-Randrianomenjanahary François (Tanà Formation Club)

-Fenolahy Zenith (Ajesaia)

Irakiraka :

11-Johann Paul (Etoile Fc Fréjus St Raphaël

12-Andrianantenaina Abel Anicet (Ludogorets Razgrad)

13-Ramanamahefa Ferdinand (Us Tourcoing)

Mpanafika :

-Rakotoarimalala Njiva (Cnaps Sport)

-Andriatsima Faneva Ima (Us Créteil Lusitanos)

-Andriamahitsinoro Carolus (Us Alger)

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT