• Alakamisy 26 Novambra 2015
Sport.Tournoi de Pâques Dandjy-3Fa andiany faha-6 Mampahatsiahy ny fanovana misy ny tompon’andraikitra

Mba hahatomombana an-tsakany sy an-davany ny fanomanana ny “Tournoi de Pâques Dandjy -3Fa” andiany faha-6 izay hatao any Mahajanga ny sabotsy 25 martsa-sabotsy 2 aprily 2016 ho an’ny sokajy U 10, 13, 15, 17, 20, 23 ary ny sokajy Vehivavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Novambra 2015
Sport.Kick – Tompondakan’i Madagasikara Hangotraka manomboka anio ny ringan’ny lapan’ny fanatanjahantena

Raikitra ny ady mafana ! Hotanterahina manomboka anio hatramin’ny zoma izao eny amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny kick-boxing sokajy « junior » sy « senior » lahy sy vavy amin’ireo sokajin-danja rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Novambra 2015
Sport.Lomano – Meeting de l’Océan Indien Handefa mpilomano 10 any la Réunion ny St Michel

Noho ny fanapahan-kevitry ny federasiona nandritra ny fivoriambe fanaony isan-taona natao herinandro vitsy lasa izay, manafoana ireo sazy nilatsaka tamin’ireo mpitantana ny klioba St Michel Lomano,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Novambra 2015
Sport.Coupe de Noel 2015 Assca Avaradrano Andro 3 sisa ny fifanintsanana isam-bondrona

Andro telo sisa dia hifarana ny fifanintsanana isam-bondrona amin’ ny fifaninanana « Foot à 11 » "COUPE DE NOEL 2015" karakarain'ny Amitié Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano ho an'ny sokajy U 15, U 17 ary ny « senior » sy ny « véteran » eny amin’ny kianjan’ny Kaominina Ankadikely Ilafy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2015
Sport.Volley – Faritra faha-7 Ekipa voalohany tafita hanao famaranana ny Stef’Auto

Efa nisy manasa-dalana tokana ho an’ny sokajy vehivavy tontosa omaly, lalao izay adin’ny samy Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2015
Sport.Taekwondo ITF Nahazo fitaovana maro tamin’ny fivoriana tany Etiopia i Madagasikara

Niatrika ny fivoriana voalohan’ireo firenena efa misy ny taranja taekwondo ITF tany Addis Abeba, Etiopia ny 11-16 novambra teo ny solontena malagasy tokana,

Hamaky ny tohiny
FTT