Sport

Tennis -Tompondakan’i Afrika Laharana fahatelo ny Malagasy


  • Sabotsy 08 Jolay 2017

Tsara toerana ireo ekipam-pirenena Malagasy mandray anjara amin’ny lalao tennis U14 notanterahina tany Tonizia nanomboka ny 27 jona lasa teo.

Ny 2 jolay lasa teo no nifarana ity lalao ity nandraisan’ireo ekipa enina anjara dia ny any Egypta, Maraoka …

Ho an’ny ekipam-pirenena nahitana an-dRanaivo Toky, Fenosoa Rasendra ary Lanja Rakotozandriny izay nitondra ny voninahitr’i Madagasikara dia tena afa-po tokoa izy ireo. Tena nanao izay ho afany tamin’ny fanampiana azy ireo tokoa ny federasiona Malagasin’ny lalao tennis  toy ny fiantohana ny saran-dalan’izy ireo, ny fikarakarana ny VISA-ny, ny sakafony. Tanjon’ireto mpilalao tennis Malagasy ireto moa ny hahatonga azy ho fanta-daza eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, toraka izany ny tanjon’ny federasiona.

 

Pati


 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT