Sport

Razanatovo Lucien René Hampandroso ny taranja rugby Malagasy no tanjona


  • Talata 11 Jolay 2017

Nanaiky ny hotendrena ho “Directeur de Compétition” eo anivon’ny Federasiona Malagasin’ny taranja rugby à XV ankehitriny ny tenako, hoy Atoa Razanatovo Lucien René na i Néné.

 

Ny hitondra ny traikefako hampandrosoana ny taranja no tanjona tiako hotratrarina. Izaho dia efa nisahana andraikitra maro teo amin’ny tontolon’ity rugby Malagasy. Efa niandraikitra fitantanana fileovana teto Antananarivo, efa niandraikitra ny asana mpanazatra nasionaly ary efa tale teknika nasionaly ihany koa. Ampy hanatanterahako ny vina hampandrosoana ity taranja ity ireo voalazako ireo, hoy izy.

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT