Sport

Tenisy Tompondakan’i Madagasikara Nahery indray ireo kalaza


  • Talata 22 Aogositra 2017

Nifarana tanteraka tamin’ny lalao famarananan’ny « toutes catégories » notontosaina ny alahady 20 aogositra tetsy amin’ny « courts Acsa Ambohidahy » ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasiakara amin’ny taranja tenisy 2017.

Nisongadina tamin’izany ny fitazonan-dRasolomalala Ando ny maha-tompondaka azy eo amin’ny « catégorie 1ère série » lehilahy rehefa nandresy an-dRakotozafinidrina Patrick seta 2-0  (6/3 6/2) teo amin’ny lalao famaranana. Teo amin’ny « 1ère série » vehivavy kosa dia resin-dRavoniandro Fitia mora foana tamin’ny seta 2-0  (6/1 6/2) i Robinson Manuella. 

Vokatra teo amin’ny 2è série lehilahy : Ranaivo Toky nandresy an-dRakotozandriny Laza seta 2-0 (6/2 ; 6/2). Teo amin’ny 2è série vehivavy : Ranaivo Narindra nandresy seta 2-0 an-dRanaivo Mialy (6/2 ; 6/2).

 

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT