Sport

Basikety « Challenge Nationale 3x3 » Ny Fandrefiala sy Kingston no tompondaka


  • Talata 22 Aogositra 2017

Nifarana tamin’ny alahady 20 aogositra teo tany Mahajanga ny fifaninanam-pirenena “Challenge National 3x3 2017”.

Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny sokajy vehivavy ny ekipan’ny Fandrefiala Analamanga nandresy 08-06 ny Sbbc Boeny. Ny ekipan’ny Kingston Boeny kosa no tafavoaka ho tompondaka teo amin’ny sokajy lehilahy rehefa nandavo ny Gnbc Vakinankaratra tamin’ny 17-13. Ny Mb2All nandresy ny Jsb 20-10 no nitana ny laharana faha-3 teo amin’ny vehivavy ary ny Tanà 2 nandresy ny Tanà 1 tamin’ny 17-12 teo amin’ny lehilahy. Teo amin’ny tifitra “Trois points” dia nahery teo amin’ny vehivavy Raholiarisoa Fanjatiana (Sbbc) ary teo amin’ny lehilahy kosa dia i Guy Stevel (Cosfa).

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT