Sport

Festival des Arts Martiaux Malagasy Any Mahajanga indray no fotoana


  • Alatsinainy 04 Septambra 2017

Tontosa tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina omaly alahady 3 septambra 2017 tontolo andro ilay hetsika « Festival des arts martiaux et combats de défi » nokarakarain’ny CAM na « Collectif des Arts Martiaux » tarihan’i Me Raharinala Gilbert.

Afa-po izahay mpikarakara tamin’ny ankapobeny, hoy izy fa nahazoana nanatsara miainga ifotony an’ireo taranja haiady samihafa ny hetsika natao satria nandraisan’ny faritany enina eto amintsika anjara. Nampiavaka ity andiany voalohany amin’ny Rombo ity ny nahitan’ny mpanotrona teto Antananarivo voalohany ny fifaninanana Diamanga sy Moraingy. Ezahina hoentina hitety Faritra ny hetsika, hoy i Me Gilbert, ka any Mahajanga amin’io volana novambra 2017 ho avy io no hitondran’ny CAM ny Festival andiany manaraka.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT