Sport

Kitra - THB Champion’s League Fantatra ireo ekipa 12 hiatrika ny dingana faha-2


  • Alatsinainy 11 Septambra 2017

Taorian’ny andro faha-5 farany tamin’ny lalao dingana 1 amin’ny THB Champion’s League Malagasy 2017 dia fantatra avokoa ireo ekipa 12

 

 izay telo voalohany avy isaky ny vondrona tafita amin’ny dingana faha-2 hotontosaina ny 29 septambra ka hatramin’ny 8 oktobra ho avy izao :

- Vondrona A : COSFA Analamanga II, USSK Ambanja DIANA, Varatraza Sofia

- Vondrona B : HZAM Alaotra Mangoro, AJESAIA Bongolava, RTS JET MADA Itasy II

- Vondrona C : Elgeco Plus Analamanga I, TOP DOM Amoron'i Mania, FC MAEVA Betsiboka

- Vondrona D : Cnaps Sport Itasy I, FC Angele Anosy, Zanakala FC Haute Matsiatra 

Toy izao ireo vokatra azo tamin’io andro faha-5 notontosaina omaly alahady 10 septambra io :

MTM 1 – 3 Varatraza ; USSK Ambanja 1 – 2 ; Fosa Juniors 2 – 3 FC Iharana ; FC Vakinankaratra 4 – 0 STF ; Hzam Amparafaravola 2 – 1 RTS Jet Mada : Fifafifi 0 – 2 Ajesaia ; VFM 5 – 2 FC Malaimbandy ; FC Menagnara 1 – 7 FC Maeva ; Elgeco Plus 1 – 1Top  Dom ; Cnaps  Sport 3 – 1 FC Angèle ; AS Espoir F – 3 JSA ; Zanakala FC 2 – 0 3FB.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT