Sport

Kick Boxing Hiady ny tompondakan’ny seksiona Antananarivo


  • Sabotsy 09 Septambra 2017

Nambaran’ny filohany, Ralijaona Léon, fa hanatanteraka ny fiadiana ny ho tompondakany taona 2017 etsy amin’ny Dojo Cospn Mahamasina amin’ny

 

 alahady izao ry zareo eo anivon’ny seksion’ny taranja kick boxing Antananarivo Renivohitra tarihany. « Combats classés A sy B » no hotanterahina raha ny nambaran’ity filoha ity. Kliobana kick boxing miisa 13 no ho avy handray anjara amin’ny fifaninanana, anisan’izany ny klioba Ftbf na ny Full Thai Boxing Finance tarihan’i Me Patrice etsy Antaninarenina. 10 mirahalahy ireo solontenanay hiakatra ringa amin’io andro io, hoy i Me Maminirina mpanazatra ao amin’ity klioba ity.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT