Sport

Basikety U 18 any Toliara Nahazoam-bokatra ny andro faha-2


  • Alatsinainy 11 Septambra 2017

Nahazoam-bokatra ny andro faha-2 notanterahina omaly alahady 10 septambra 2017 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara

 

 lalao basikety baolina sokajy latsaky ny 18 taona lahy sy vavy izay tontosaina any Toliara nanomboka tamin’ny sabotsy 9 septambra teo. Lalao notanterahina tao amin’ny “Gymnase” Toliara sy tao amin’ny kianjan’ny “Prefecture”.

-BCSM (Analamanga)  49-51 FANDRASA (H/M)   F
-HVMM (Sofia)  25-91  MB2ALL (Analamanga)  F
-ASE (Atsimo Andrefana)  56-85  UBBA (H/M)  G
-HVMM (Sofia)  56-69  AS ROUX (Analajirofo)  G
-SBC (Vakinankaratra)  58-77  ASCB (Boeny)  G
 -AS EMMA (H/M)  35-48  LUCADRO (Analamanga)  F
-SERASERA (Vakinankaratra)  43-22  USJFM (Sud Ouest)  F
-BCO (Boeny)  42-49  SERASERA (Vakinankaratra)  G
-SOLEIL DU SUD (Sud ouest)  59-29  TAMIFA (Amoron’i Mania)  G
- BCM/ZO (Menabe)  49-88  MB2ALL (Analamanga)  G

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT