Sport

Kick-boxing Seksiona Antananarivo Renivohitra Nahatratra 20 ireo ady tetsy Mahamasina


  • Alatsinainy 11 Septambra 2017

Nahatanteraka ny fiadiana ny ho tompondakan’ny “classe C sy D” taona 2017 ao aminy, omaly alahady 10 septambra tetsy amin’ny Dojo Cospn tetsy Mahamasina, ny seksionan’ny Kick Boxing Antananarivo Renivohitra.

  Nanodidina ny 20 tany ho any ireo ady natao tamin’izany izay nisongadinan’ny klioban’ny 3Fb sy Tigers ary ny Cosfa sy Ftbf tamin’ny ankapobeny. Ho an’ity farany dia mpikatroka 3 tamin’ireo 8 nandray anjara no nibata ny fandresena dia i Ando (57 kg) nandresy tsy niady noho ny tsy fahatongavan’ny mpifanandrina taminy, i Nirina (51 kg nandresy an’i Setra Cop ary i Fetra (45 kg). Marihina fa ireo rehetra nandresy tamin’ity “Classe C sy D” ity dia tafita avokoa hiatrika ny lalao famaranana miaraka amin’ny “Classe A”.  

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT