Sport

Lalao Echec sokajy tanora Tompondakan’i Afrika i Harifidy


  • Talata 12 Desambra 2017

Nifarana ny sabotsy 9 desambra 2017 tany Giza any Egypte ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika sokajy tanora.

 Mpilalao niisa avy amin’ny firenena 12 no tonga nandray anjara tamin’izany (Algerie,Angola, Egypte, Kenya, Lybie, Madagascar, Maroc,Namibie, Afrique du Sud, Tunisie, Ouganda, Zambie) ka tanora Malagasy ny 4 tamin’ireo : Ralison Milanto Harifidy, Rakotoarisoa Itokiana  Andrimanalimanana Tsiresy , Randriamaharo Mitia. Namiratra tamin’izany i Harifidy na Ralison Milanto Harifidy sokajy U 16 izay nandrombaka ny medaly volamena rehefa nandavo an’ilay Ejipsianina Kandil Adham tamin’ny 9 points/9 ronde. Faha-6 kosa ny laharana ankapobeny nisy an’i Itokiana sokajy U 12 ary laharana faha-5 i Tsiresy sokajy  U 10 raha laharana faha-7 kosa i Mitia sokajy G 10.

Ntsoavina Evariste

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT