Sport

Badminton Fantatra ireo Tompondakan’i Madagasikara vaovao 2017


  • Talata 23 Janoary 2018

Fantatra avy tamin’ireo lalao natao tetsy amin’ny kianja Mitafon’Ankorondrano ny 13 sy 14 ary 21 janoary 2018 teo ireo tompondaka vaovao 2017 an’ny taranja Badminton Malagasy tamin’ireo mpandray anjara am-polony maromaro avy amin’ny ligy 3 eo amin’ity taranja ity misy eto Madagasikara (Analamanga, Atsinanana ary Vakinankaratra).

 
Série A

Simple Homme : HAJA VONJINIRINA Marc Alberto (SANGAsy BC-Sen)

Simple Dame : RAZANAMALY Soaniaina (SCI-Sen)

Double Homme : AINA VONJINIRINA Marc Jocelyn (SANGAsy BC-Sen) sy Alberto SANGAsy BC-Sen)

Double Dame : HANITRA Hanitra (SCI-Sen) sy RAZANAMALY Soaniaina (SCI-Sen)

Série B

Simple Homme : RAZAFIMANDIMBY Toky (JASCC-Sen)

Simple Dame : RAZAFIARIMALALA Asminah Epiphanie (BAOBAD BC)

Classement direct

Double Homme : MARCO Marco (LSMI-Sen) sy RATIAZAFY Mon Claire (SCI-Vét)

Série C

Simple Homme : RAZAFINDRANGATO Rivo (BAOBAD BC-Sen)

Simple Dame : ANDRIANISA Gentiane (BAOBAD BC)

Classement direct U 17

Simple Homme : RATOVOARIMANGA Hasinavalona Eddinoh (LSMI)

Simple Dame : RAZAFIMAMONJIARISON Stephania (VTTK IVATO

Classement direct U 15

Simple Homme : RABEFIANTRANA Fabio (BAOBAD BC-U15)

Simple Dame : RASOLONOELINA Iariela (BAOBAD BC-U15)

Classement direct  U 13

Simple Homme : ZARAFITIAVANA Mahefa Justin (SCI)

Simple Dame : RASOLONOELINA Ialicia (BAOBAD BC)

Classement direct U 9

Simple Homme : RASAMOELINA Loan Jordy (SANGAsy BC)

Classement direct Vétéran Simple

Homme : RAKOTOMALALA Zo (ABC-Vét)

Marihana fa amin’ireo tompondakan’i Madagasikara ireo miaraka amin’ireo tompondaka lefitra no hisafidianana mpilalao 25 amin’ny faran’ny volana izao hiatrika ny fampiofanana hampanaovin’ny mission de coopération Sino-Malagasy haharitra 1 volana ka hifidianan’ny teknisianina sinoa mpilalao 18 avy eo hoentiny hiofana any Chine 3 volana indray amin’ny volana martsa 2018.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT