Sport

Famaranana rugby Gold Top 8 Hangotraka ny fifandonan’ny COSFA sy ny FTM


  • Sabotsy 27 Janoary 2018

Ho fararanon’ny lalao baolina lavalava indray etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina rahampitso alahady 28 janoary 2018.

 

Hiatrika ny famaranana ao amin’ity toerana ity tokoa amin’ireo rahampitso io ny FTM Manjaray sy ny COSFA Miaramila manomboka amin’ny 14:30. hialohavan’ny lalao fiadian-toerana hifanandrinan’ny USA Ankadifotsy sy ny STM Savony amin’ny 12 ora. Ny lalaon’ny SCB Besarety sy ny FTFA Antohomadinika amin’ny 10 ora maraina no hisantatra ny fihaonana etsy Mahamasina rahampitso.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT