Sport

Fanampiana ara-tsosialy eny ambany tanàna Mitohy ny ezaka ataon’ny fikambanana Fitahina


  • Talata 13 Febroary 2018

Mitohy hatrany ny ezaka fanampiana ara-tsosialy fanaon’ny fikambanana Fitahina tarihan-dRtoa Rajaonatahina Bako ho an’ireo mpilalao rugby eny ambany tanàna.

 

 Efa maherin’ny 1000 isa no nisitraka fanampiana tamin’izy ireo hatramin’ny taona 2017 ary mpilalao niisa 500 nisitraka ny fiaraha-misakafo noho ny fahatrarana ny taom-baovao 2018 niaraka taminy. Nanolotra amboara sy faux-bas ary “raffraîchissement” ho an’ireo fileovana nandray anjara tamin’ny lalao nokarakarain’ny CTF na Commission Techique Fédérale Tanà-ville indray izy ireo tamin’ny alahady 11 febroary teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Fantatra ary fa hidina eny amin’ny tanàna iva eny ifotony mihitsy manomboka amin’ny 19 febroary ho avy izao hitondra fanampiana ho an’ny fianakavian’ireo mpilalao toy ny sakafo sy akanjo ary fitaovana ho an’ny mpilalao rugby koa ny fikambanana ka ny eny Itaosy no hisitraka an’izany voalohany.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT