Basket Coupe du Président zone sud Anio zoma 16 febroary ny 1

4-dalana


  • Zoma 16 Febroary 2018

Taorian’ireo lalao fifanintsanam-bondrona farany notontosaina ny alarobia 14 febroary teo tao amin’ny kianja annexe Ihorombe ka nahazoana ny vokatra :

 

 GNBC Androy - AJFB Androy (58-53) ;  AS FIVOY Androy- JBC Atsimo Andrefana (30-59) dia mitarika ao amin’ny Poule A ny Bca Ihorombe manana isa 6 ary ao amin’ny Poule B kosa ny JBC Atsimo Andrefana manana isa 6 ihany koa.

Fandaharan-dalao ¼-dalana anio zoma 16 febroary 2018:
10:30- BCA Ihorombe # AJFB Androy
12:00- JBC Atsimo Andrefana # BCA Androy
13:30- GNBC Androy # JCT Androy
15:00- AS VANTIOGNE Androy # AS FIVOY Androy

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT