Sport

Kitra - Ligue 1 Analamanga Montsan’ny Cosfa 6-0 ny ekipan’ny Mi-20


  • Sabotsy 31 Martsa 2018

Tontosa ny alarobia teo ny andro faha-9 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligy 1 eto Analamanga amin’ny taranja baolina kitra.

Nisongadina indrindra tamin’ireo lalao natrehana ny nanamontsanan’ny Cosfa miaramila ny ekipan’ny Mi-20 tamin’ny isa mavesatra 6-0. Mbola montsan’ny Elgeco tamin’ny isa mavesatra 6-1 koa ny Cospn Polisy. Amin’ny sabotsy 8 aprily 2018 indray vao miditra amin’ny andro faha-10 ity fifaninanana ity sady lalao famerenana  an’ireo fihaonana tamin’ny andro faha-9 io.

Ireo vokatra azo :

Cosfa   6-0  Mi-20  Fc

Uscafoot   2-1 Mama Fc

As Adema   3-1  Cnaps Sport Tanà

Cospn    1-6  Elgeco Plus

Fosa Juniors Tanà   4-1 Tanà Formation

 

Ntsoavina Evariste

Ny ekipan’ny Cosfa Analamanga

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT