Sport

Fitokanana ny biraon’ny CAF eto Madagasikara Antony tsy namelana ny filohan’ny tetezamita nankany Mahajanga ?


  • Sabotsy 31 Martsa 2018

Tsy navela nankany Mahajanga ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina.

Natahorana hitarika fihetsiketsehana mety hanelingelina ny lanonana fitokanana ny biraon’ny CAF eto Madagasikara izay notontosaina omaly zoma 30 martsa 2018 ? Maro mantsy ireo vahiny nasaina avy eto an-toerana sy avy any ivelany toy ny Sekretera jeneralin'ny FIFA, Ramatoa Fatuma Samura, izay tonga niatrika ny fotoana sy ny solontenam-panjakana nahitana ny filohan'ny Antenimierandoholona sady filohan’ny antoko HVM, Rivo Rakotovao, ny filohan’ny Antenimieram-pirenena, Rakotomamonjy Jean Max, ny tompon’andraikitra voalohany eo amin'ny CAF sady filoha lefitra eo anivon'ny FIFA, Ahmad, notronin’ireo mpikambana maro ao amin’ity rafitra ity. Na dia hetsika iraisam-pirenena aza izy io dia tsy tokony ho natao tompon-trano mihono ny Malagasy tompon-tany fa mendrika ny hahafantatra ny zava-misy eto amin’ny taniny.


Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT