Sport

Cosafa Cup 2018 Faha-4 ny Barea Madagasikara


  • Sabotsy 09 Jona 2018

Laharana faha-4 ny Barea Malagasy tamin’ny fifaninanana Cosafa Cup 2018 tanterahina any Afrika Atsimo ka hifarana anio sabotsy 09 jona 2018

amin’ny 16:00 (ora Malagasy). Omaly zoma 08 jona dia lavon’i Lesotho tamin’ny isa 1-0 ny Barea Malagasy teo amin’ny lalao fiadian-toerana faha-3 ka tsy hiakatra “podium” araka izay fa hihamina amin’ny toerana faha-4.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT