Nahazoam-bokatra ny ampahany vitsivitsy tamin’ny 1/16-ndalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara na ny Telma Coupe de Madagascar 2018. Nisongadina tamin’ireo vokatra azon’ny Tia Tanindrazana ny fisongadinan’ireo ekipa lehibe efa fanta-daza sy efa zatra mandray anjara amin’ity fifaninanana ity. Ireo vokatra azo :
Teto Antananarivo
Elgeco Plus A/manga – Mama Fc A/manga (3-2) ; Cffa A/manga –Fc Mahenina M/ambony (3-2) ; Tana Formation A/manga – Fosa Juniors Boeny (1-2) ; Uscafoot A/manga – Five Fc A/manga (3-0) ; As Adema A/manga – Fc Rabaza Ats/Andrefana (3-0) ; Cosfa A/manga – Fosa Juniors Tanà (3-1)
Tany Fianarantsoa
Fomela M/Ambony – Fc Ilakaka Ihorombe (0-3) ; Fca M/Ambony – Ajesaina Bongolava (0-3)
Tany Vontovorona Itasy
Jet Mada Itasy – Fc Lam M/Ambony (9-1) ; Cnaps Sport Itasy – Mtm Melaky (3-1)
Tany Amoron’Imania
Fc Az A/mania – As Costem Ats/Andrefana (1-0)
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.