Sport

Mondial 2018 Ireo mpampidi-baolina be indrindra


  • Alakamisy 05 Jolay 2018

Baolina 21 hatreto no tafiditra taorian’ny fotoana ara-dalàna 90’ amin’ny Mondial 2018 atao any Russie ankehitriny.

Mbola Harry Kane Angleterre nahatafiditra  baolina 6 ihany aloha hatreto no mpilalao nahafaty baolina be indrindra hatramin’ny nahavitan’ny 1/8-ndalana teo. Manaraka azy eo amin’ny laharana faha-2 nahafaty baolina 4 avy i Romelu Lukaku (Belgique)  sy Cristiano Ronaldo (Portugal)

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT