Sport

Baolina kitra vehivavy dingana faha-2 Montsan’ny Asot Analamanga 6-0 ny Som Boeny


  • Alarobia 11 Jolay 2018

Nahazoam-bokatra ny andro voalohany tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra vehivavy Malagasy notontosaina teny amin’ny kianja sentetikan’i Carion omaly talata 10 jolay 2018.

 

Nisongadina teo amin’ny lalao voalohany ny nanamontsanan’ny Asot Analamanga 6-0 ny Som Boeny, baolina matin’i Ando n° 17 avokoa ny 2 tamin’ireo (22' , 90').

 

Vokatra hafa :

Mifa Analamanga (5) 2-2 (4) Ascuf Matsiatra Ambony

Askam Itasy 3 – 2 Ac Sab Nam Analamanga

Prescoi Vakinankaratra 0 – 1 Comato Atsimo Andrefana

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT