Sport

Baolina kitra vehivavy andro faha-7 Tsuy mbola niova ny filaharana ankapobeny


  • Alatsinainy 23 Jolay 2018

Tontosa omaly alahady 22 jolay teny amin’ny kianjan’i Carion ny andro faha-7

farany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara dingana faha-2 eo amin’ny baolina kitra vehivavy Malagasy 2018 izay tsy nampiova n’inona n’inona loatra teo amin’ny filaharana ankapobeny vonjimaika azo tamin’ny ankapobeny.

 

Ireo vokatra azo :

 

Mifa (Alfa) 0 – 1 Askam (Itasy) ; Comato (A.Andrefana) 0 – 3 Asot (Alfa) ; Sab Nam (Alfa) 3 – 1 Prescoi (Livak) ; Ascuf (M.Ambony) 5 – 0 Som (Boeny)

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT