Sport

« Thb Champions League 2018 » Nifarana omaly alahady ny dingana faha-2<<


  • Alatsinainy 23 Jolay 2018

Nifarana omaly alahady 22 jolay tamin’ny alalan’ny andro faha-5 ny notontosaina tetsy Vontovorona sy tany Fianarantsoa ny dingana faharoa amin’ny “Thb Champions League Malagasy 2018

<<<<<<”. Nisongadina tamin’izany ny nahazoan’ny Tam Port Berger Sofia fandresena tamin’ny naha-“forfait” an’ny Fca Alaotra Mangoro, ny nandresen’ny Elgeco Plus Analamanga 2-1 ny Fosa Juniors Boeny, ny nandavoan’ny Fc Vakinankaratara 2-1 ny Ajesaia Bongolava, ny nandresen’ny 3Fb Atsimo Andrefana 3-0 ny Fils d’Elephant Anosy ary ny nandavoan’ny CNaPS Sport Itasy an-taniny ny Akon’Ambatomena Matsiatra Ambony. Hiditra amin’ny lalao Poule des As ireo tafita tao amin’ireo vondrona roa ireo.

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT