- Talata 03 Jolay 2018
Mondial 2018 -Ampahavalon-dalana Tafita amin’ny 1.4-dalana i Brésil sy Belgique
I Bresil nandresy an’i Mexique 2-0 sy Belgique nandavo an’i Japon 3-2 indray no tafita amin’ny 1/4-dalana omaly alatsinainy 2 jolay eo amin’ny Mondial Russie 2018 ka hifampitana any amin’ny kianjan’i Kazan amin’ny zoma 6 jolay ho avy izao.
Hamaky ny tohiny