Sport

Fifaninanana scooter Efa miandahy miambavy


  • Talata 04 Septambra 2018

Tontosa tamin’ny alahady 02 septambra 2018 teo, teny amin’ny SRK Imerintsiatosika, ny dingana faha-4 farany amin’ny fifaninanana mitondra moto scooter fiadiana ny “Trophées des Elites-Red Dog Scoot 2018” sokajy rehetra.

 

 

 

Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny CAT Catal i Lio kely “Rajohson Lionel” n°272. Teo amin’ny CAT Feminine kosa i Kathucia “Raharijaona Kathucia” n°922. Ny amboaran’ny CAT Espoir dia lasan’i Tox “Ramanantenasoa Anthony” n°484. Voalohany kosa teo amin’ny CAT A i Safidimalala “Andriantsoa Tahirilalaina” n°35 ary nibata ny amboara teo amin’ny CAT B i Persil “Rakotoarisoa Andry” n°626.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT