Sport

Basikety AT2B 10 taona isika’zao Hanao famarana avokoa ny Sénior AT2B lahy sy vavy


  • Talata 04 Septambra 2018

Tontosa teny amin’ny kianja Andraisoro ny lalao basikety 1/2-dalana telo amin’ny fiadiana ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny At2b “Andraisoro Tia Basket Ball” araka ny vokatra :

 

 

 

Sénior lehilahy : Audacious 123 – 111 Fbc  ;  At2b 79 – 67 Bts.  Sénior vehivavy : At2b 83 – 75 Jcsa.  Tsy tontosa kosa noho ny lafiny teknika fa haverina amin’ny andro manaraka ny lalaon’ny Mb2All sy Fantastic vehivavy.  Rah any fantatra dia ho tontosaina eny amin’ny kianja At2b eny Andraisoro amin’ity faran’ny herinandro ity ireo lalao famaranana amin’ity fifaninana ity ka amin’ny sabotsy 08 septambra : Famaranana veteran vehivavy Team Play List # Jcsa ; Famaranana U 18 lehilahy Mb2All # Dream Team

Amin’ny alahady 09 septambra : Famaranana Sénior lehilahy At2B 1 # Audacious .

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT