Sport

Rugby - Tambohobe 15 taona Lasan’ny FTN Nanahazana sy USCAR ny omby


  • Alatsinainy 03 Septambra 2018

Nifarana omaly tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ireo lalao rugby nentin’ny fikambanana Tambohobe miady amin’ny herisetra nanamarihana ny faha-15 taona nijoroany.

 

Ny fileovana FTN Nanahazana sokajy D-1 élite II sy ny Uscar Fivondronana D-1 élite 1 no nandroaka an’ireo omby niadiana tamin’izany. Ny TAM Anosibe kosa no nandrombaka ny volabe natao loka ho an’ny Lalao Alavela sokajy D-1 élite I. Niavaka ny seho vakisôva nandravahana an’ireo lalao rehetra ireo teny antsefatsefany teny.

 

Voka-dalao omaly :

“Match Génération” : CEA Andranomanalina 40 - 17 ASA Ambohimanarina.

Famaranana D-1 élite II : FTN Nanahazana 17 – 13 Espoir Anjanahary

Famaranana D-1 élite I : USCAR 16 – 14 XV Family

Lalao Alavela : TAM Anosibe 21 – 15 TFMA Ankasina

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT