- Talata 02 Oktobra 2018
Sport.Jean Ignace Randrianirina (Ramasy) “Mampanahy ny ho avin’ny kitra Malagasy”
Miisa 9 ireo maniry ho filoha vaovaon’ny federasionin’ny baolina kitra Malagasy na ny FMF amin’izao fotoana, hoy ny filohan’ny fikambanana K2HB, Jean Ignace Randrianirina na Ramasy.
Hamaky ny tohiny