Sport

Basket Play Off Alley Hoop 15 taonan’ny RDJ Natolotry ny tale jeneraly ny lokan’ireo nandresy


  • Sabotsy 13 Oktobra 2018

Hangotraka ny lalao Play Off amin’ny fifaninanana basket Alley Hoop karakarain’ny onjapeo RDJ 96.6 Fm nentina nanamarihana ny faha-15 taonany. Ireo ekipa 1 sy faha-2

 

 

 isaky ny Boriborintany 6 miampy an’ireo ekipa faha-3  mendrika indrindra 4 no hiatrika ny lalao isam-bondrona indray, etsy amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina, anio 13 sy rahampitso 14 oktobra 2018. Marihana fa tamin’ny talata teo tetsy Analakely misy ny foibeny no nanoloran’ny  tale jeneralin’ity onjapeo ity, Tahiana Rasolojaona « Jaytax », ny lelavola fanampin’ny amboara an’ireo ekipa tompondaka isaky ny boriborintany 6 eto Iarivo.

Fa hotontosaina anio kosa any amin’ny kianja Bika Tsiroanomandidy ny ankatoky ny famaranana amin’ny fifaninanana nasionalin’ny Basket U 18 izay hifarana rahampitso alahady 14 oktobra 2018.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT