Sport

Basikety nasionaly sokay U 18 taona 2018 Ny Dtsc Analamanga lahy sy Mb2All vavy no tompondaka


  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018

Nifarana omaly alahady 14 oktobra 2018 tany amin’ny kianja Bika Tsiroanomandidy ny lalao basikety niadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara sokajy U 18.

 

 

 

Tafavoaka  tamin’izany ny Dtsc Analamanga zatovolahy sy ny Mb2All Analamanga zatovovavy rehefa nandresy avy ny Serasera Vakinankaratra 65-55 sy ny Lucadro Analamanga 88-60 teo amin’ny lalao famaranana. Nitana ny laharana faha-3 teo amin’ny zatovolahy ny Cospn 2 Analamanga nandresy ny Mb2All Analamanga 79-56. Teo amin’ny zatovovavy kosa ny Tamifa Amoron’i Mania nandavo ny Fandrasa Matsiatra Ambony 75-53.

Voahosotra ho mpilalao mendrika indrindra Raharitiana Pamella n°11  Mb2All vehivavy sy Randrianaivo Fanoro n°11 Dtsc lehilahy. Mpampidi-baolina be indrindra Azeline Abdoul Karim N°8 Lucadro (isa180) sy Tsialefitra Phily Claudel n°14 Cospn2 (isa300).

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT