Baolina kitra Analamanga Fantatra ireo hiatrika ny 1

4-dalana


  • Alarobia 06 Febroary 2019

Taorian’ny andro faha-7 notontosaina teny Carion tamin’ny sabotsy 02 sy alahady 03 febroary 2019 dia fantatra avokoa ireo ekipa 8 hiatrika ny lalao 1/4-dalana

 

 

 

amin’ny sabotsy 09  sy alahady 10 febroary izao, etsy Mahamasina, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligue 1 amin’ny taranja baolina kitra eto Analamanga ka  tafita  tao amin’ny vondrona A : ny Cosfa, Tana Formation- Cffa, Uscafoot ary ny Elgeco Plus. Tao amin’ny vondrona B kosa : ny As Adema, Cf Tfc, Mama Fc ary ny Cnaps Sport Tanà. Fantatra fa ireo voalohany isam-bondrona hihaona amin’ny laharana faha-4. Ireo mitana ny laharana faha-2 avy kosa no hifanandrina amin’ireo laharana faha-3 avy.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT