Sport

Volley CCZ7 2019 andro faha-5 Lavon’ny Goaves Maorisy ny CNaPS Sport Madagasikara


  • Alakamisy 07 Febroary 2019

Nahazoam-bokatra tahaka izao manaraka izao indray ny andro faha-5, alarobia 06 febroary, eo amin’ny lalao volley ball CCZ7 « Fiadiana ny ho tompondakan’ny Faritra faha-7 aty Afrika » taona 2019 izay tontosaina etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina Antananarivo.

 

 

Sokajy vehivavy : All Stars (May) -   Anse Royale (Sey) seta 0 – 3 (10/25, 17/25, 14/25)    ;  Ubc  (Mri) – Plg (Sey) seta 3 – 0  (25/17, 25/19, 25/17)   ;    Stef’Auto (Mad) – Tranquebar Black (Mri) – seta 3-1 (25-22  22/25 525/ 25/20    

Sokajy lehilahy : Camp  Ithier (Mri) – Club Sportive Pamplemousses  (Mri) seta 3-0 (25/18, 25/20, 25/16)   ;   Olympic Montagnes Goaves (Mri) – Cnaps Sport (Mad) seta  3-2  (25/20,  25/22,  17/25,  17/25,  21/19 )  ;   Gdn (Mad) – M’Tsapere (May) seta 3- 0 (25/12,  25/16, 25/18)

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT