• Alatsinainy 25 Febroary 2019
Sport.Volley-Ball Analamanga Lany ho filoha i Raharimalala Léa

Tontosa tamin’ny sabotsy 23 febroary 2019 teo teny amin’ny LTC Ampefiloha ny AGE an’ny ligin’ny taranja volley-ball eto Analamanga. Taorian’ny tatitra nataon’ny filoha teo aloha Rasamison Hajaniriana ka nahazoany “Quitus”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Sport.As Andry Bongolava “Ny Ajesaia no tokony ho saziana…”

Somary nampalahelo kely anay As Andry ny valin-teny azo avy amin’ny “ Comité de discipline FMF” tamin’ny fandefasana tany amin’izy ireo ny “reserve de qualification” nataonay tamin’ny ekipan’ny Ajesaia Bongolava

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Sport.Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy Razafindralambo Bayard Jockey niofo ho mpilalao basikety

Mbola hijanona eo amin’ny taranja Basikety baolin ihany isika, amin’ity andiany faha-4 amin’ity taona 2019 ity, hitaterana an’ireo Kintan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Febroary 2019
Sport.Lalao hifaninanan’ireo ministera Ho avy koa ny fanorona, ny katro ary kabary

Hampidirina holalaovin’ireo mpiasam-panjakana ara-dalàna ao anatin’ny fanatanjahantena karakarain’ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l'Entretien des Fonctionnaires ) ihany koa manomboka izao ny katro sy ny fanorona ary ny kabary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Febroary 2019
Sport.Baolina Kitra CAN 2019 Mihetsiketsika i Tinoka Robeto sy Nicolas Dupuis

Fantatra fa amin’ny 2 martsa 2019 ho avy izao no hihaona sy hifampidinika amin’ny « Comité de normalisation du foot-ball Malagasy »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Febroary 2019
Sport.Famaranana baolina kitra Matsiatra Ambony Hiezaka tsy hamotsotra ny amboara ny Zanakala Fc

Hangotraka ny ao amin’ny kianja maoderina ao Ampasambazaha Fianarantsoa amin’ny alahady 24 febroary ho avy izao,

Hamaky ny tohiny
FTT