Sport

Tsipy kanetibe « Doublette Gentleman + Elite » Lasan’i Pôta sy Tafita ny « Concours Spécial Mimi Pétanque 2019 »


  • Alatsinainy 18 Martsa 2019

Tontosa omay alahady 17 martsa 2019 tetsy amin’ny boulodrôme Cbt Mahamasina ny lalao famaranana tamin’ny andiany voalohany tamin’ny fifaninanana Tsipy kanetibe an’olon-droa miaraka « Doublette Gentleman + Elite » nokarakarain’i « Mimi Pétanque 2019 ».

 

 

 Norombahin’i Pôta sy Tafita (CBT) ny medaly volamena sy amboara roa lehibe niaraka tamin’ny lelavola 1.600.000 ariary ary ny  Subwoofers LG (2) sy Casquette ary Polo. Medaly volafotsy niaraka tamin’ny lelavola 800.000 ar ary « Rechaud à gaz » (2) Casquette ary Polo kosa no azon’i Naina  sy  Ando (PAC)  nifanandrina tamin’izy ireo teo amin’ny famaranana. Nirindra tsara hatramin’ny farany ny « pointe » nataon’i Pota ary tao amin’ny andro ihany koa i Tafita izay 100 % ny tifitra nataony ka tsy nahagaga ny vokatra azo 13-00 na dia niezaka nanavotra « Ball de Match » in-3 tamin’ny fitifirana ny « Cochonet » azy ry Naina sy Ando

.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT