Sport

Fanampiana ny ekipam-pirenena Hanohana ara-bola mivantana ny “ALEFA BAREA”


  • Talata 19 Martsa 2019

Ankoatra ny lesoka eo amin’ny tsy fahampian’ny fanomanana sy ny lalao aram-pirahalahiana ataon’ny BAREA Madagasikara hiatrehana ny CAN 2019 (Coupe d’Afrique des Nations)

 

 

  dia olana ihany koa ny ara-bola amin’ny mpilalao. Amin’izany indrindra no hikarakaran’ny fikambanana mpanohana ny ekipam-pirenena ALEFA BAREA ny tetikasany hanampiana ara-bola ny mpilalao. Hisy araka izany ny fandraisana an-tanana ireo mpilalao sasany hahatsapa tanteraka ny maha-zava-dehibe ny tontolon’ny fanaovam-baolina ary indrindra ny fiakaran’ny BAREA amin’ny CAN 2019. Amin’izany dia hitety faritra 4 hiaraka amin’ny mpanakanto ny fikambanana ALEFA BAREA ka anisan’izany Antananarivo, Toamasina, Mahajanga ary Antsirabe ary ny 10% amin’ny vola azo dia hatolotra tanteraka ho an’ireo mpilalao.

Tsirinasolo

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT