• Alakamisy 14 Martsa 2019
Sport.Thb Champions League Malagasy 2019 Mbola mitarika ny Fc Zanakala any Fianarantsoa

Taorian’ny vokatra azo teo amin'ny andro fahatelo ny « THB Champions League Malagasy”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Sport.Lila, Tita, Hasina ary Mirana Mihomana fatratra ho any Tonizia

Manomana fatratra ny dian’izy ireo ho any Tonizia hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja tsipy kanetibe olon-telo miaraka i Lila sy Tita ary Hasina sy Mirana mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2019
Sport.Minisitra Tinoka Roberto Raharam-pirenena ny CAN 2019 hatrehan’ny Barea

Tao anatin’ny tatitry ny dia nalehany tany Egypte nihaona tamin’ny filohan’ny CAF tamin’ny zoma 01 martsa lasa teo tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina omaly talata 12 martsa no nilazan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2019
Sport.Tsipy kanetibe « Doublette Gentleman + Elite » Raikitra ny « Concours Spécial Mimi Pétanque »

Ho tontosaina etsy amin’ny boulodrôme Cbt Mahamasina amin’ny sabotsy 16 sy alahady 17 martsa 2019 izao ny fifaninana tsipy kanetibe « Doublette Gentleman + Elite » karakarain’i

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2019
Sport.Tanora mpilalao baolin’Ambohimena Gara sy Moratelo Novatsian-dRakoto Grena baolina sy akanjo filalaovana

Nahazo baolina filalaovana sy akanjo fanaovana « match » manara-penitra avy amin’Atoa Rakoto Grena mpandraharaha ara-barotra sady mpitatitra fanta-daza avy amin’iny Faritr’Alaotra

FTT