- Talata 26 Martsa 2019
Sport.Telma Coupe de Madagascar 2019 Saika nandresy avokoa ireo ekipa lehibe
Saika nandresy avokoa tamin’ny ankapobeny ireo ekipa lehibe niatrika ny lalao baolina kitra 1/32-ndalan’ny Telma Coupe de Madagascar 2019 notontosaina tany amin’ireo kianja maro nanerana ny nosy tamin’ny faran’ny herinandro teo afa tsy ny As Adema lavon’ny Hzam A/Mangoro.
Hamaky ny tohiny