Sport

Jeunes Sport Events Hikarakara ny « IN­­-SOCCER Inter-Institut » andiany 1


  • Zoma 22 Martsa 2019

Ho fitarihana ny tanora mpianatra hanao sy ho tia spaoro dia hikarakara ny hetsika baolina kitra « In-Soccer Inter- Institut » andiany voalohany ny fikambanana « Jeunes Sport Events »

 

 tarihan’ny filohany sady mpanorina azy, Vania Andridamisa. Lalao izay ho tanterahina etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny alatsinainy 25 martsa ka hatramin’ny alahady 31 martsa 2019 izao. Natao indrindra mba hanampiana an’ireo zaza sahirana sy zaza kamboty hahazoan’izy ireo hioitra amin’ny fiainana ny hetsika. Ivon-toerana fampianarana ambony miisa 14 no handray anjara amin’ny fifaninana (Polytech Vontovorona, Ift, Ium, Eccma, Ispm, E-Media, Agro Essa, Degs,  Uprim, Commo Lettres, Ism Advancia, Escam, U Fjkm Ravelojaona, Estiim).    Mpanohana ofisialy kosa ny RDJ ary mpiara-miombon’antoka ny Big, Top Radio, Radio Mada ary ny Tiko.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT