Sport

Fifanintsanana CAN 2019 Resin’i Sénégal 2-0 i Madagasikara


  • Alatsinainy 25 Martsa 2019

Lavon’ny Lions de Terenga Sénégal 2-0 ny Barea Madagascar tamin’ny alin’ny sabotsy 23 martsa, tany amin’ny kianja Lat Dior any Thiès Sénégal,

 

 

 teo amin’ny lalao miverin’ny fifanintsanana andro farany amin’ny  fahazoana miatrika ny CAN 2019 ho tontosaina any Egypte amin’ny volana jolay ho avy izao. Mbaye Niang mpilalaon’ny  Stade Rennais France no nahatafiditra an’ireo baolina roa matin’i Sénégal ireo. Voatazon’i Sénégal isa 16 izany ny laharana voalohany tao amin’ny vondrona A nisy ny Barea.


Ireo vokatra rehetra azo tamin’ity fifanintsanana ity tamin’ny zoma 22 sy sabotsy 23 martsa 2019 : Sierra  Leone – Ethipie (0-0)  ;   Malawi – Maroc (0-0) ; Soudan -  Guinée Equatoriale (1-4) ; Nigeria – Seychelles (3-1) ; Burkina Faso – Mauritanie (1-0) ;  Botswana – Angola (0-1) ; Tunisie – Eswatini (4-0) ; Algérie – Cambie (1-1) ; Burundi – Gabon (1-1) ; Cameroun – Comoros (3-0) ; Niger – Egypte (1-1) ; Zambie – Namibie (4-1) ; Guinée Bissau – Mozambique (2-2) ; Côte d’Ivoire – Rwanda (3-0) ; Ghana – Kenya (1-0) ; Sénégal – Madagascar (2-0) ; Mali – South Sudan (3-0).

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT