- Alakamisy 28 Martsa 2019
Sport.ABQ rugby Nitohy ny fankalazana ny faha-15 taona
Taorian’ny fotoam-panokafana notontosaina teny amin’ny Chapelle Info Centre de la Salle teny Soavimbahoaka ny sabotsy 23 martsa 2019 teo dia notohizana
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fotoam-panokafana notontosaina teny amin’ny Chapelle Info Centre de la Salle teny Soavimbahoaka ny sabotsy 23 martsa 2019 teo dia notohizana
Hamaky ny tohinyHanokatra ny taom-pilalaovana 2019 eny amin’ny CCI Ivato amin’ny alahady 31 martsa 2019 izao ny Club TRS “Thunder Racing Scoot” tarihan’ny filohany Andrianjaka Jean Patrick “Njaka”.
Hamaky ny tohinyRaikitra ofisialy nanomboka tamin’ny alatsinainy 25 martsa 2019 teo ka tsy hifarana raha tsy amin’ny alahady 31 martsa izao ny fifaninanana baolina kitra « IN-SOCCER Inter-Institut » andiany 1 karakarain’ny fikambanana « Jeunes Sport Events » tarihan’ny filohany, Vania Andriamisa.
Hamaky ny tohinyTontosa teny amin’ny araben’ny fahaleovantenan’i Fenoarivo Atsinanana ny sabotsy 23 sy alahady 24 martsa 2019 ny fifaninanana basikety 3 x 3 “Anda Hidôla 2019” andiany voalohany
Hamaky ny tohinyHanokatra ny taom-pilalaovana 2019 eny amin’ny CCI Ivato amin’ny alahady 31 martsa 2019 izao ny Club TRS “Thunder Racing Scoot” tarihan’ny filohany Andrianjaka Jean Patrick “Njaka”.
Hamaky ny tohinyNoraisin’ny filoham-pirenena Malagasy teny Ambohitsorohitra omaly alatsinainy 25 martsa 2019 ny ekipan’ny GNVB volley-ball izay efa in-3
Hamaky ny tohiny