Sport

Telma Coupe de Madagascar 2019 Saika nandresy avokoa ireo ekipa lehibe


  • Talata 26 Martsa 2019

Saika nandresy avokoa tamin’ny ankapobeny ireo ekipa lehibe niatrika ny lalao baolina kitra 1/32-ndalan’ny Telma Coupe de Madagascar 2019 notontosaina tany amin’ireo kianja maro nanerana ny nosy tamin’ny faran’ny herinandro teo afa tsy ny As Adema lavon’ny Hzam A/Mangoro.

 

 

 

 Nisongadina ihany anefa ny nandresen’ny ekipan’ny Fomela Matsiatra Ambony an-taniny 13-1 ny Vfm Manakara V7V sy ny nandresen’ny Jet  Mada Itasy  2-1 ny As Andry Bongolava, teny Vontovorona, rehefa nomena penality tany amin’ny minitra faha-112 nilalaovana ny Jet Mada. Nametraka fitarainana ny As Andry. Analamanga sy Matsiatra Ambony no nahazoana  vokatra feno voalohany avy : Elgeco Plus 5 – 2 Ariary Fc Vaknà, Uscafoot (3) 1 – 1 (2) Piment Vert, As Adema ( 4) 0 – 0 (5) – Hzm (lalao naverina omaly  alatsinainy), As Fortior (3) 0 – 0 (2) 3Fb Ambato,  Cffa Tanà Formation (5) 1  - 1 (4)  Fosa U 20, Cf Tfc 1 – 0 Fc Az, Cospn 3 - 0 Cffa/Ajesaia, Five Fc 1 - 0 Avenir de Betongolo,  Zanakala Fc 4 – 2 As Jofama, Cospn M/A 0  -  1  As Stando Disciples, Akon’Ambatomena 1 -  2 3Fb Vohipeno, Vas’-Y Boaikely 0 - 3 As Comato, Le Relais Sport 2-1 Fc Mfbm V7V, Sporting Boeny 0 – 3 Fosa Tanà, A Smj Sofia 0 – 5 Fosa Boeny, Ascum 4 – 0 Santos, Fc Kintan’i Boeny (3) 0 – 0 (0)  Racing, Fc Tsaramandroso 2 - 1  Varatraza,  Costm 4 – 0 Suca Foot, Cnaps Sport 5 - 0 Net  Foot-ball Club.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT