Sport

Faha-15 taonan’ny ABQ Voatsodranotenyamin’nyChapelleSoavimbahoaka


  • Alatsinainy 25 Martsa 2019

Voatso-dranon’ny Ray ara-panahy, MaoperaAuguste, soaman-tsara tao anatin’ny lamesa natao teny amin’nyChapelle Info Centre de la Salle teny Soavimbahoaka ny sabotsy 23 martsa 2019 teo ny fanombohan’ny fankalazan’ny ABQ “Association du Bas Quartier”

 

 

 rugbytarihan-dRazafiarison François Xavier “Fafah” ny faha-15 taona nirorenany izay nambarany fa efa nahazo vokatra tsara hatramin’izay ary mbola hahazo ny tsaratsara kokoa amin’ny 15 taona manaraka. Nisy ny fanapahana ny mofomamy faha-15 taona niarahana tamin’ireo mpanohana tamin’izany ary fiarahan’ny mpanotrona rehetra niala hetaheta koa taorian’izany. Nanambara ny raiamandreny Ange Andrianarisoa isan’ireo nanatrika fa ho tohizana avy hatrany amin’ny fiarahana misakafo aminy eny Ankorondrano izany fankalazana ny faha- 15 taonan’ny ABQ izany. Lalao rugby “Tournoi Rabenandrasana Mahazaka” ihany koa no hanohizana izany amin’ny faramparan’ity volana martsa sy fiandohan’ny aprily 2019 io, hoy ity farany.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT