Sport

Basket 3 x 3 Anda Hidôla 2019 Nafana tokoa tao Fenoarivo Atsinanana


  • Alarobia 27 Martsa 2019

Tontosa teny amin’ny araben’ny fahaleovantenan’i Fenoarivo Atsinanana ny sabotsy 23 sy alahady 24 martsa 2019 ny fifaninanana basikety 3 x 3 “Anda Hidôla 2019” andiany voalohany

 

 

nokarakarain’ny  ligy rejionalin’ny baskety baolina any Analanjirofo notarihan’ny filohany, Juliana Rabarijaona, ary  teo ambany fiahian’ny Fmbb  « Federasiona  Malagasin’ny Baket-ball ». Tafavoaka   ho mpandresy teo amin’ny sokajy Sénior lehilahy tamin’ireo ekipa 10 nandray anjara ny 2 Bc Antsirabe nandresy ny Copn 2 Mahanoro 14 – 10 teo amin’ny lalao famaranana. Teo amin’ny sokajy U 18 zatovolahy  nahitana ekipa 14 nandray anjara kosa dia ny Ascut Toamasina nandavo ny Riven’s Fenoarivo Atsinanana 16-04 no voahosotra ho tompondaka. Teo amin’ny « Tirs à 3 points » dia i Fanilo no voalohany teo amin’ny sokajy Sénior ary i Elia kosa teo amin’ny sokajy U 18.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT