Sport

Nicholas Dupuis sy ny Barea Tsy hiantso mpilalao hafa intsony


  • Alatsinainy 06 Mey 2019

Hentitra ny fanapahan-kevitry ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra, Nicholas Dupuis, raha naneho hevitra momba ny fifantenana ireo mpilalao handrafitra farany ny Barean’I Madagasikara ny faran’ny herinandro teo.

 

 

 Tsy mihoatra ny 23 isa izany ireo mpilalao ho any Egipta ary ireo nandray anjara tamin’ny fahatafitana hiatrika ny tompondakan’I Afrika na ny CAN 2019 ihany  no hiaraha-miasa aminy aloha amin’ity. Tsy hanidy varavarana aho anefa, hoy hatrany I Nicholas Dupuis, fa aleo aloha ho vita indray ny CAN. Efa volana may isika izao ary amin’ny faran’ny volana no ho santarina ireo fanomanana rehetra ka aleo aloha hifantoka ireo efa eo. Ny 22 jona izao moa no hanomboka ny CAN.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT