Sport

Nicolas Dupuis Hanova stratejia


  • Alakamisy 27 Jona 2019

Hiova hafa mihitsy ny firafitry ny Barean’i Madagasikara amin’ny fihaonana amin’i Burundi anio ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika amin’ny baolina kitra atsy Ejipta,

 

 raha ny fanazavan’ny mpanazatra ny ekipam-pirenena Malagasy, Nicolas Dupuis. Hiova ihany koa ny stratejia satria tsy mitovy ny filalaon-dry zareo Borandey sy ny Gineanina, izay nihaona tamintsika tamin’ny andro voalohany. Manana filalao mirindra ary azo lazaina ho mpifanandrina matanjaka ny Burundi , hoy ny fanazavany, saingy tsy sakana handresena azy izany. Ity lalao ity rahateo no hany antoka ambony hananana fanantenana hiakarana any amin’ny ampahavalon-dalana.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT