Sport

Fanarahana ireo lalaon’ny Barea Ho avo 10 heny ny tolotra aterineto


  • Alakamisy 27 Jona 2019

Fety 2 sosona, hoy ny avy eo anivon’ny orinasam-pifandraisana Telma,

 no hatrehintsika amin’izao fotoana izao dia ny tompondakan’i afrika ho an’ny taranja baolina kitra handraisan’ny Barean’i Madagasikara anjara atsy Ejipta sy ny fetim-pirenena Malagasy. Avo 10 heny amin’ny mahazatra, noho io antony io, no tolotra aterineto hatolotr’izy ireo ho an’ny mpanjifany amin’ny alalan’ilay tolotra “Telma net one Day” mba hahafahan’ny rehetra manaraka ny vaovao rehetra momba ny ekipam-pirenentsika. Mbola maro koa anefa ireo tolotra fanampiny toy ny fahafahana mampihena kokoa ny saran’io amin’ny alina. Tanjona ny fahafahan’ny rehetra miray fo sy manohana ny Barea satria isika rehetra miaraka Barea.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT