- Alatsinainy 17 Jona 2019
Sport.Kick Boxing Analamanga Fantatra ireo tompondaka 2019
Mpikatroka nahatratra 85 avy amin’ny seksiona 5 mandrafitra azy (Antananarivo-renivohitra, Avaradrano, Atsimondrano, Andrefan’Iarivo ary
Hamaky ny tohinyMpikatroka nahatratra 85 avy amin’ny seksiona 5 mandrafitra azy (Antananarivo-renivohitra, Avaradrano, Atsimondrano, Andrefan’Iarivo ary
Hamaky ny tohinyNanomboka ny sabotsy 15 jona teo ka hifarana ny alahady 07 jolay 2019 ny Copa America 2019 atao any Brezila.
Hamaky ny tohinyKandida maromaro nirotsaka ho filohan’ny FMF “Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra” tamin’ny taona 2018 lasa teo no tsara toerana eo amin’ny vokatra vonjimaikan’ny fifidianana solombavambahoaka 2019 navoakan’ny Ceni tamin’ny sabotsy 15 jona 2019.
Hamaky ny tohinyHotanterahina manomboka ny 21 jona ho avy izao ny lalao fifanintsanana CAN 2019.
Hamaky ny tohinyTamin’ny fandalovany teto Madagasikara farany teo nialoha ny nandehanany nankany Maroc nanohy ny fanazaran-tenany dia nandalo teny amin’ny BMH (Bureau Municipal d’Hygiène)
Hamaky ny tohinyNoho ny fialan’ny ekipa vehivan’ny nosy Maldives tamin’ny ora farany dia niova ny fandaharam-potoanan’ny taranja basikety any amin’ny Lalaon’ny nosy 2019 tanterahina any Maurice.
Hamaky ny tohiny