Sport

Basket-ball Tournoi Milay Hotanterahina any Antsohihy ny andiany faha-36


  • Zoma 28 Jona 2019

Hotanterahina any Antsohihy Faritra Sofia hanomboka anio zoma 28 ka hatramin’ny alahady 30 jona 2019 ny fifaninanana basikety hivoizana ny ady

amin’ny tazomoka andiany faha-36 karakarain’ny Ong ASOS  Madagascar «Actions socio-Sanitaires et Organisation Secours » miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka maromaro ka hivoizana ny lohahevitra : “Izaho handray andraikitra, ho foana ny tazomoka”. Distrika 11 no fantatra fa handray anjara amin’ity hetsika ity dia Antsohihy, Mandritsara, Befandriana, Bealanana, Analalava, Port Bergé, Mampikony, Ambilobe, Ambanja, Nosy Be ary Brickaville. Ny sokajy senior lehilahy sy vehivavy no handray anjara ao amin’ny kianjan’i Bruce, kianjan’ny Zandary any Antsohihy ary ao amin’ny kianjan-dry Masera.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT